Search over the website

Fantaro ny momba an’i Clean Cooking Madagascar

Orinasa Norvezianina tsy miankina amin’ny fanajakana manome lanja ny fampiasana ny angovo azo avaozina ho an’ireo fianakaviana Malagasy ny Clean Cooking Madagascar.
Manohana ny programa « Madagascar Ethanol Stove Program » ny Clean Cooking Madagascar ary anjara asany ny mijery raha tena manaraka ireo fitsipika mifehy io programa io avokoa ireo orinasa mpiara miasa aminy. Tanjon’ity programa « Madagascar Ethanol Stove Program » ity moa ny hivarotra fatana ethanol miisa 35.000 hatramin’ny taona 2023, ho an’ireo fianakaviana Malagasy.
Marihina fa jifaina amin’ny vidiny mora ireo fatana ethanol ireo sady ahafahan’ireo fianakaviana Malagasy manana “FIAINANA TSARA KOKOA”. Hitondra fivoarana ara-ekonomika ho an’ny Madagasikara iray manontolo ihany koa ity programa ity.

Latest news

  • After Majunga and Ambilobe, it is the turn of Antsiranana

    After Majunga and Ambilobe, it is the turn of Antsiranana

    Posted on 2020-10-02

    Read more
  • Interactive workshop for a support plan on the use of ethanol in Madagascar

    Interactive workshop for a support plan on the use of ethanol in Madagascar

    Posted on 2020-03-11

    Read more
  • Where are the kiosks in Madagascar?

    Where are the kiosks in Madagascar?

    Posted on 2020-02-10

    Read more
  • Refractometer, 0-20% Brix for sale

    Refractometer, 0-20% Brix for sale

    Posted on 2019-12-04

    Read more

The three certified stoves

  • CLEANCOOK Stoves

    CLEANCOOK Stoves

  • Nosy Maitso Stoves

    Nosy Maitso Stoves

  • Malagasy Ethanol Stoves

    Malagasy Ethanol Stoves


Partners